Malagasy

Ny takelaka rehetra amin’ny teny malagasy dia atao ambanin’ity.


Telomiova Blaogy

no toerana misy blaogy voalohany izay natokana ho an’ny tontolon’ny fampianarana malagasy. Afaka manana toerana ho azy manokana noho izany ny mpianatra sy ny mpampianatra mba hahafahany mizara sy mifandray amin’ny hafa.