The founders of a NPO do not own the organization; they act as leaders with strong interpersonal skills in the launching step and follow the board of directors’ decisions once the structure is well- (Tohiny)
1. Mifandray amin’ny mpianatra
2. Mandalina amin’ny internet
3. Mampiseho ny lesona, ny sary…
1. Mianatra amin’ny fomba vaovao
2. Mizara ny tetikasa, ny CV
3. Mifanakalo eran-tany
no toerana misy blaogy voalohany izay natokana ho an’ny tontolon’ny fampianarana malagasy. Afaka manana toerana ho azy manokana noho izany ny mpianatra sy ny mpampianatra mba hahafahany mizara sy mifandray amin’ny hafa.